• Sabotsy 12 Janoary 2019
Dossier.Fikambanana RNDC Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa

Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa amin’ny filoham-pirenena vaovao izahay, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na RNDC, Lita Rabetsara na Ralita.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Dossier.Fananganana orinasa eto Madagasikara Hiroborobo amin’izay ?

Faha-167 amin’ny 188 ny laharan’i Madagasikara amin’ny lafiny fandraharahana. Rariny raha miaina tanteraka anaty fahantrana ara-toekarena ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Dossier.Madagasikara Ampoizina ny fahapotehana ara-toekarena

Voasokajy ho anisan’ny firenena faha-5 mahantra indrindra eran-tany i Madagasikara. Ny 80%-n’ny mponina dia miaina amin’ny vola latsaky ny 1,9 dolara na 6 692 Ariary eo isan’andro. (1 dolara= 3522, 32Ar).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2019
Dossier.Raharaha Lercia-Socimex Tsy noraharahiana ny PIL

Voatery nametraka fitoriana eny amin’ny fitsarana indray ny tenako tamin’ny 06 desambra 2018 teo, hoy Atoa Lercia mpandraharaha, amin’ny olana hifanolanako amin’ny orinasa Socimex satria na dia efa namoahan’ny minisiteran’ny fitsarana PIL « Le Pouvoir dans l’Intérêt de la Loi »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Dossier.Dosie maro nahiana misy kolikoly Tsy re intsony ny tohiny

79 ireo dosie nampiahiahy fa misy kolikoly izay narahi-maso teny amin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (BIANCO) tamin’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Dossier.INSTAT Hifarana anio ny fanadihadiana EPC

Tokantrano miisa 17 750, izay ao anatin’ny toeram-piasana 450, anatin’ny faritra 22 manerana ny nosy no nanaovana fanadihadiana mahakasika ny fanadihadiana EPC (Enquête post censitaire de couverture)

Hamaky ny tohiny
FTT