• Alatsinainy 17 Desambra 2018
Dossier.Afera eny amin’ny sisiny Tsy misy akony amin’ny toekarena

Sahirana ny Malagasy ary mirongatra ny fanaovana bizina eny amin’ny sisiny rehetra eny. Maro tokoa aloha ny tokantrano velomin’ireny afera maro atao etsy sy eroa ireny saingy ny olana dia tsy miantraika mivantana amin’ny toekarenan’ny firenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Desambra 2018
Dossier.Tetibolam-panjakana 2019 400 tapitrisa ho an’ny CLD, 800 ho an’ny kaominina

Naharitra 60 andro ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny parlemantera izay nanomboka ny 16 oktobra lasa teo, ka nifarana omaly teo anivon`ny Antenimiera roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Desambra 2018
Dossier.Famatsiam-bola avy any ivelany Mila fahaiza-mampiasa mba hisy vokany

Tsy mbola mahaleotena i Madagasikara ary tena mbola firenena sokajiana ho marefo. Araka izany dia mila ny fanampiana sy ny fanohanana avy any ivelany, indrindra amin’ny lafiny famatsiam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Dossier.Mpiasan’ny orinasa SIRAMA Brickaville “5% monja ny tombantomban’asa mba vitan’ny kaompania VIDZAR”

Nanatanteraka fihetsiketsehana ny mpiasan’ny SIRAMA Brickaville nanomboka ny 11 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Dossier.Fampidiran-ketran’ny fadin-tseranana Efa tratra ny 99%-n’ny tanjona napetraka

Nisy ny fanamby napetraka tamin’ny fanaovana ny fanaraha-maso “contrôle à posteriori” teo amin’ny fadin-tseranana ka nanambaran’ny Tale Jeneraly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Dossier.Fiatrehana ny loza voajanahary 120 ny mpilatsaka an-tsitrapo nahazo fiofanana

Niatrika fiofanana tetsy Anosy tamin’ny 11 desambra farany teo ireo mpilatsaka an-tsitrapo miisa 120 notarihin’ny Mpandrindra nasionaly eo anivon’ny minisiteran’ny fifandraisan-davitra, Ramatoa Alijimy Joelle.

Hamaky ny tohiny
FTT