• Alakamisy 17 Janoary 2019
Dossier.Fitsinjaram-pahefana eto Madagasikara Lava loatra ny lalam-bola

Miainga amin’ny fandraisana sy ny fampiharana ny andraikitry ny fanjakana ihany ny fahatanterahan’ny fitsinjaram-pahefana tena izy hoy ny mpahay lalàna momba ny fitantanam-bola, Fanahimanana Tiaray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Dossier.Fahefana mpanao lalàna Mahasolotena ny depiote ny senatera

Mihetsiketsika ny birao maharitra eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`ny fanitarana fe-potoana farany hiasan`ireo depiote voafidim-bahoaka. Mazava anefa ny lalàna fa tapitra ao anatin`ny dimy taona ny fe-potoana hiasan`ny solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Dossier.Federasionan’ny mpivarotra sy ny indostria Miandrandra fitoniana

Manantena fitoniana ara-politika sy fampiroboroboana ny sehatry ny fandraharahana ny federasionina ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara, izay miisa 24.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
Dossier.Fitsarana eto Madagasikara Maro ireo rafitra mampandringa azy

Ny 19 janoary ho avy izao no hanao fianianana ampahibemaso eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny filoham-pirenena vaovao ka aorian’izay no hijoro ny governemanta vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Dossier.ENMG Hanatsara ny fampidirana ny mpiadina

Nisy ezaka teo anivon’ny Fitsarana nandritra ny enim-bolana faharoa tamin’ny taona 2018 nataon’ny minisitry ny fitsarana entina hamerenana ny hasin’ny fitsarana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
Dossier.Harena azo amin’ny tsy ara-drariny Hisedra olana ireo banky Malagasy

Nanao fanambarana ny teo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) fa tsy feno ny fepetra hanatanterahana fifidianana solombavambahoaka amin’ny 20 martsa izao.

Hamaky ny tohiny
FTT