- Alatsinainy 28 Janoary 2019
Dossier.Teknolojia vaovao Tena mbola tara i Madagasikara
Tsy azo ihodivirana intsony ny fironana anatin’ny tontolon’ny informatika sy ny teknolojia vaovao.
Hamaky ny tohinyTsy azo ihodivirana intsony ny fironana anatin’ny tontolon’ny informatika sy ny teknolojia vaovao.
Hamaky ny tohinyHanampy ireo manampahaizana tafatsangana amim-pomba ofisialy eto amintsika ny “Association Fondation Mohamed VI des Oulema Africains” izay manana ny foibeny ao Antsirabe, tantanan’Atoa Farok Nomenjanahary Justin.
Hamaky ny tohinyAmin`izao vanim-potoana izao dia toa lasa Ambohipihaonana ny tambajotran-tserasera fesiboky (Facebook).
Hamaky ny tohinyMbola ambony ny tahan’ny zana-bola sy ny saran’ny fahafahana mindram-bola amin’ny banky eto Madagasikara raha oharina amin’ny firenena hafa, hoy ny governoran’ny Banky foibe, Andriamatoa Alain Herve Rasolofondraibe.
Hamaky ny tohinyNy fandinihana ny tantaran’ireo firenena matanjaka na koa olo-malaza eran-tany sy tafita teo amin’izay nifotorany no niaingan’ny fianarana ny fahaizana mitantana.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny fiarahabana ny vahoaka Malagasy nataony izay nampitainy tamin’ireo mpanao gazety tafaresaka tamin’izy ireo teny Antanimena ka nilazan’ny filohany, Randriamahefa Benjamina ny hoe :
Hamaky ny tohiny