- Alatsinainy 11 Febroary 2019
Dossier.Varotra Elektronika Efa miroso tsikelikely i Madagasikara
Manana tombony i Madagasikara satria mpikambana ao amin’ny Fikambanana Maneran-tany momba ny Varotra (OMC).
Hamaky ny tohinyManana tombony i Madagasikara satria mpikambana ao amin’ny Fikambanana Maneran-tany momba ny Varotra (OMC).
Hamaky ny tohinyRaha ny eto Madagasikara manokana dia mbola ambany hatrany ny fandraisan’anjara ataon’ny vehivavy ny amin’ny fitantanana disadisa mihoatra ny amin’ireo firenena afrikanina hafa.
Hamaky ny tohinyMaika ny fanamboarana ny lalana tsy misy mpijery hatramin’izay ka lasa tany lavitra andriana sy mitoka-monina tsy hitan’ny mpitondra fanjakana.
Hamaky ny tohinyNisy ny didim-panjakana nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra mandrara ny fanondranana ny omby.
Hamaky ny tohinyMaro be amin’izao ny Malagasy miroboka amin’ny asa tena. Vitsy koa moa ny orinasa mandray mpiasa kanefa betsaka ihany koa ireo tsy te hiditra anaty orinasa fotsiny izao.
Hamaky ny tohinyNivoaka omaly talata 29 tanoary tetsy amin’ny Gara Soarano ny tatitry ny Transparency International-Initiative Madagascar (TIIM) momba ny tondron’ny kolikoly IPC (Indice de Perception de la Corruption) sy ny laharan’i Madagasikara ho an’ny taona 2018.
Hamaky ny tohiny