- Talata 19 Febroary 2019
Dossier.Fandripahana ala eto Madagasikara Teknolojia avo lenta no hanara-maso
Tanjona ny famerenana amin’ny laoniny ny ala sy ireo valan-javaboary eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTanjona ny famerenana amin’ny laoniny ny ala sy ireo valan-javaboary eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRehefa efa somary nangingina ny resaka fananganana pylone hataona orinasa tsy miankina iray anaty tanàna tato ho ato dia niverina indray. Anisan’ny miaina izany ireo mponina ao amin’ny fokontany Bemasoandro, kaominina Bemasoandro, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyNy zoma hariva teo tao amin’ny foyer social Canada no nanao ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao ny mpiasan’ny seranan-tsambon’i Toamasina sy ireo mpiara-miombona antoka aminy ary ireo nasana manokana, izay notarihan’ny tale jeneralin’ny Spat Atoa
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro hatrany ny didim-panjakana mandrara ny fanondranana omby.
Hamaky ny tohinyMiankina amin`ny vidin`ny barila any ivelany sy ny sandan`ny vola dolara ny vidin-tsolika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMampitaraina, mampikaikaika, mahatezitra olona maro ny zava-misy sy ny fomba fiasa eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato.
Hamaky ny tohiny