- Sabotsy 23 Febroary 2019
Dossier.Ady amin’ny delestazy Ny firosoana amin’ny angovo azo havaozina no tena vahaolana
Nifarana teny amin’ny Hotely Panorama Andrianarivo omaly zoma 22 febroary ny herinandron’ny angovo.
Hamaky ny tohinyNifarana teny amin’ny Hotely Panorama Andrianarivo omaly zoma 22 febroary ny herinandron’ny angovo.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fidinana ifotony nataon’ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola, Richard Randriamandranto, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato tamin’ny farany teo dia nisy ny fanomezana torolalana sy baiko ny amin’ny fanatsarana ny fomba fiasan’ny fadin-tseranana.
Hamaky ny tohinyMisy sehatr`asa, faritra… hisian`ny famotsiam-bola eto Madagasikara. Hatramin`izay miainga amin`ireo rafitra mpikirakira vola na ireo sehatr`asa natao hanao fanambarana na rafitra voara-maso ny fitsirihana ataon`ny sampana misahana ny ady amin`ny famotsiam-bola (SAMIFIN).
Hamaky ny tohinyMasoivoho 9 sy solontena maharitra ao anatin`ny kaomisionina ara-toekarena Malagasy eo amin`ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa no nampiatoana tamin`ny asany, araka ny didim-panjakana nivoaka tamin`ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 13 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyTsikaritra tato ho ato ny fitsanganan’ny banky, indrindra ireo lehibe (primaire), manerana ny faritra Analamanga, eny fa manerana an’i Madagasikara mihitsy.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina omaly talata 19 febroary tetsy amin’ny Hotely Colbert ny valin’ny fanadihadiana andiany faharoa nataon’ny tambajotra Afrobaromètre tamin’ny taona 2018.
Hamaky ny tohiny