- Sabotsy 02 Martsa 2019
Dossier.Fanandratana ny soatoavina Malagasy Fanoitra hampandroso ny firenena
Ho fanohizana ny asa eny ifotony sy ny fitetezam-paritra ary ireo ezaka ataon’ny Komitin’ny fampihavanam-firenena (CFM) dia nisy ny famelabelarana sy dinidinika ary ady hevitra momba ny soatoavina Malagasy tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra tamin’ny Alarobia 27 Febroary lasa teo.
Hamaky ny tohiny