- Alarobia 06 Martsa 2019
Dossier.ANTANIMORA SY TSIAFAHY Avo telo heny amin’ny zakan’ny fotodrafitrasa ny voafonja
300% na avo telo heny amin’ny natokana ho zakan’ny fotodrafitrasa tany am-boalohany ny isan’ny manefa sazy sy miandry fitsarana eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy sy Antanimora. Raha tokony ho 300 no vinavina zakan’ny toeram-panarenana eny Tsiafahy, efa mihoatra ny 900 izany ankehitriny.
Hamaky ny tohiny