- Alakamisy 07 Martsa 2019
Dossier.Sendikan’ny JIRAMA Hanapaka jiro sy rano…
Tapaka tanteraka ny fifampiresahana, hoy ireo sendikan’ny JIRAMA tetsy amin’ny Hotely Ny Railovy Analakely.
Hamaky ny tohinyTapaka tanteraka ny fifampiresahana, hoy ireo sendikan’ny JIRAMA tetsy amin’ny Hotely Ny Railovy Analakely.
Hamaky ny tohinySambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra Malagasy hatramin’izay niforonan’ny federasiona nasionaliny tamin’ny 1961 sy naha mpikambana azy tao amin’ny FIFA « Federasiona Iraisam-piren’ny Baolina kitra maneran-tany »
Hamaky ny tohinyFikambanana hivondronana lehilahy mbola mpianatra ny “Empowermen Madagascar”. Manatanteraka hetsika etsy amin’ny Infp Mahamasina izy ireo nanomboka omaly haharitra folo andro.
Hamaky ny tohinyTonga tao amin’ny kaominina Ambanivohitra Mahereza sy Fiadanana ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo ny avy eo anivon’ny polisy misahana ny harena ankibon’ny tany na « police des mines » sy ireo mpiara-miasa aminy na ny « commandant de compagnie » mba hizaha ny fitrandrahana mitranga marina ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny talata 05 martsa lasa teo ny fampahafantarana ny masoivoho faha-9 an’ny orinasa DEVEA izay misehatra amin’ny tontolon’ny Informatika miasa aty amin’ny faritry ny Afrika miteny frantsay.
Hamaky ny tohinyNanamarika tanteraka ny fihaonambe ara-toekarena faha-49 natao tany Davos Soisa ny jery todika nataon’ny filohan’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena FMI,
Hamaky ny tohiny