• Talata 12 Martsa 2019
Dossier.“Riz Hybride” n’ny Sinoa Asisika ampidirina eto Madagasikara, fa nahoana ?

Ny Malagasy dia homam-bary. Ny Malagasy dia mamboly vary. Ny vary eto an-toerana anefa tsy ampy lava noho ny antony samihafa: eo ny tsy fahazotoan’ny tantsaha hiala amin’ny fomba mahazatra, ny teknika fambolena tsy mbola miparitaka tsara, ny tsy fahampian’ny fitaovana…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Dossier.Famokarana siramamy ao Brickaville Nampanantena ny hamaha ny olana i Mamitiana Razafinantoanina

Mampitaraina ny mponina ny fahatarana ara-pandrosoana mianjady amin’ny distrikan’i Brickaville ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Dossier.Fohazin’ny ady seza ny afera maloto

Andron’ny vehivavy anio 8 martsa ka dia arahabaina manokana ny vehivavy Malagasy rehetra manerana ny Nosy. Manana ny lanjany ny vehivavy ho an’ny tokantrano,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Dossier.Fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany Mila alamina ireo mpisehatra

Nanatontosa latabatra boribory nasionaly izay nokarakarain’ny Search For Common Ground (SFCG) tetsy amin’ny Hotely Panorama Andrianarivo omaly alakamisy 07 martsa ireo mpisehatra amin’ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Dossier.Mpanao aferana andramena Tsy omby ny fonja raha tena henjehina

Henjana ny sazy miandry amin’ny aferana hazo sarobidy eto amintsika, raha ny lalàna 2015-056 no arahina an-tsakany sy an-davany. Ireo rehetra tratra eo am-panapahana na saika hanapaka boaderozy na “bois d’ébène”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Dossier.Orinasa eto Madagasikara Tsy mateza ny ankamaroany

Marefo ny orinasa eto Madagasikara, hany ka tsy mateza, hoy ny Tale jeneralin’ny fampianarana ambony ampitain-davitra CNTEMAD (Centre National de Télé-Enseignement de MADagascar) Dokotera Djohary Andrianambinina.

Hamaky ny tohiny
FTT