• Talata 19 Martsa 2019
Dossier.Fitrandrahana harena ambanin’ny tany Vao ny 3 %-n’ny vola azo no miditra amin’ny fanjakana

Vao ny 3 %-n’ny vola azo avy amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany eto amintsika ihany no fantatra fa miditra anaty kitapom-bolam-panjakana hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Dossier.Hatavezana tsy ara-dalàna Vokatry ny tsy fahaizana misakafo sy ny tsy fampiasam-batana

Betsaka ireo olona tratry ny hatavezana tsy ara-dalàna amin’izao fotoana na ilay antsoina hoe : « obesité ». Ireo ankizy latsaky ny 18 taona no tena betsaka voan’izy ity noho ny tsy fahaizana misakafo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Dossier.Fanomezana tany ny Maorisianina Mangina ny firaisamonim-pirenena

Niteraka resabe ilay fampanofana tany na fanomezana tany 80 Ha ho an’ny Maorisianina any Moramanga any.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Dossier.Eddy Boaderozy Atao sorona…

Raha heloka momba ny fanimbana ny ala na “délit forestier” dia inona no idiran'ny Bianco amin’ilay raharaha? Toa lasa sorona samirery ary lasibatry ny fanenjehana ara-pitsarana mety mitanila i Eddy Maminirina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Dossier.Minisitry ny angovo “Tsy maintsy mifanampy ny rehetra hanavotra ny Jirama”

“Manan-jo higrevy sy haneho hevitra ny mpiasa saingy tsy fotoanany izao. Isika, JIRAMA, Fanjakana, Mpanjija dia tsy maintsy miara-misalahy hahafahana manarina ny orinasam-panjakana JIRAMA,” hoy ny Minisitry ny Rano, ny angovo ary ny Akoran’afo, Andriamanga Vonjy, omaly raha nidina ifotony nitsidika ny masoivohon’ny JIRAMA etsy Soanierana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Dossier.Zaza tsy ampy taona, lasa jiolahy Revirevy, naman-dratsy, zava-mahadomelina no antony

Raj.mpianatra iray efa nigadra nilaza fa noho ny tovovavy namany no mampiditra am-ponja azy, tany Antanimora. Nilaza fa tsara lalovana ny fonja fa tsy tokony honenana “Voafitaka aho. Tsy nampoiziko fa zaza mbola tsy ampy taona ity nitapikitra tamiko. Nanala azy vita baka tamin’izay, nifankatia izahay.

Hamaky ny tohiny
FTT