• Alarobia 03 Jolay 2019
Dossier.Toekarena sy Sosialy Mbola marefo hatrany i Madagasikara

Natolotra tamin'ny fomba ofisialy omaly 2 Jolay 2019 tao amin'ny Hotely Colbert ny tatitra voalohany momba ny valin'ny fanadihadiana momba ny toe-piainan’ny Malagasy amin’ny lafiny ara-toekarena sy ara-tsosialy mitambatra (MICS) natao teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Dossier.BAD-Madagasikara Hakarina avo roa heny ny famatsiam-bola

“Izay firenena marefo sy tsy mahavita manarin-tena dia tsy tafiditra ao anatin`ny fikambanamben`ireo firenena te handroso vatsian`ny BAD saingy tsy anisan`izany i Madagasikara”, hoy ny filohan`ny Banky Afrikanina ho an`ny Fampandrosoana (BAD),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Dossier.Voka-pikarohan’ny mpianatra Ahafahana manangana orinasa

Efa fanaon’ny mpianatra eny amin’ny sekoly ambony Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar (ISPM) Antsobolo ny maneho ny voka-pikarohana nataony mandritra ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Dossier.Fandrosoan’i Rwanda Ny toe-tsaina mihitsy no niova

Manankarena ary fitaratra ho an’ny firenena afrikanina ny Rwanda amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Dossier.Banky Afrikanina ho an’ny Fampandrosoana Nanao jery tombana ny famatsiam-bola nataony

Efa nigadona teto Madagasikara niaraka tamin’ny filohan’ny BAD, Akinwumi Adesina tamin’ny alahady lasa teo ireo vondron’ny mpamatsy vola afrikanina ho an’ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Dossier.Air Madagascar Nanofa fiaramanidina Airbus A380

Taorian’ny torolalana iraisam-pirenena avy eo anivon’ny sampandraharaha eoropeanina misahana ny fifamoivoizana ana habakabaka (EASA),

Hamaky ny tohiny
FTT