- Talata 02 Jolay 2019
Dossier.Tale Jeneraly vaovaon’ny BIANCO Ho fantatra afa andro vitsy…
Tapitra ny 23 jona lasa teo ny fe-potoam-piasan’ny Tale Jeneralin’ny Bianco ary ho fantatra amin’ity herinandro ity ny anaran’ny Tale Jeneralin’ny Birao Mahaleotena miady amin’ny Kolikoly (BIANCO) vaovao raha araka ny vaovao nampitain’ny teo anivon’ny Comité pour la Sauvegarde de l’intégrité (CSI).
Hamaky ny tohiny