• Talata 16 Jolay 2019
Dossier.Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

Aty amin’ny firenena mahantra tahaka an’i Madagasikara dia ahitana tanora maro marefo amin’ny sehatra fampianarana sy ny fampananana asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2019
Dossier.Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

Efa maro sahady ireo atrikasa natao sy fifanarahana nosoniavina tamin’ireo firenena matanjaka hatramin’ny niovan’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2019
Dossier.Faritra Malalaka Ifanakalozana Mila miomana tsara i Madagasikara

Amin’ny 1 jolay 2020 no hampiharina ny Faritra Malalaka Ifanakalozana (Zone de libre échange continentale) na ZLEC.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Jolay 2019
Dossier.Tsy fahamarinan-toeran’ny vola Misakana ny fandraharahana

Anisan’ny tanjon’ny politika ara-bola ataon’ny governemanta amin’ny firenena rehetra ny fampiakarana ny harinkarena faobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Dossier.Lalàna mifehy ny harena an-kibon` ny tany Nankatoavin` ny HCC ny fanitsiana azy

Efa tamin` ny taona 1999 no nisy io lalàna io saingy tsy mifanaraka amin` ny vanim-potoana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Dossier.Madagasikara Tokony hahavita tena ara-bary amin’ny 2020

Nisy ny atrikasa fampahafantarana ny vokatry ny tetikasa Papriz 2 izay notohanan’ny governemanta japoney ho fampiroboroboana ny voka-bary eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT