• Talata 25 Jona 2019
Dossier.Fahaleovantenan’i Madagasikara Tsy maharesy lahatra hatreto

26 jona 1960 – 26 jona 2019. Feno 59 taona rahampitso ny nanambarana amin’ny fomba ofisialy fa firenena mahaleotena i Madagasikara rehefa avy nozanahan’ny frantsay nandritry ny 63 taona (1897 – 1960).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Dossier.Harena ankibon’ny tany - Fasimainty Tsy mbola mitrandraka ny orinasa Base Toliara

Nanao fanambarana ny Tale jeneralin’ny Base Toliara, Jean Bruno Ramahefarivo fa tsy misy zavatra miafina ny antontam-baovao na ny antontanisa ao amin’ny orinasa hitrandraka fasimainty fa misokatra ho an’ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Dossier.Fitantanana ny harena ankibon’ny tany Hanao tatitra amin’ny ITIE isan-taona i Madagasikara

Nandray anjara tamin’ny fikaonan-doha iraisam-pirenen’ny Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives (ITIE 2019)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Dossier.Vidin-tsolika Afaka mihena hatrany amin’ny 198 Ar

Mbola hilatsaka hatrany io vidin-tsolika io raha ny tokony ho izy, hoy ny mpahay toekarena Rado Ratobisaona nandritra ny tatitra fahatelo mahakasika ny maridrefin’ny Indostria nataon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Dossier.Famatsiana herinaratra amin’ny herin’ny masoandro Ezaka maro no hotanterahina

Maro ireo dingana maro tokony hotanterahina amin’ny fampiroboroboana ny orinasa JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Dossier.International Fair Tourism Madagascar 60 mahery ireo tsara vintana tamin’ny lalao

Nizara ny lokan’ireo tsara vintana tamin’ny lalao Tombola tamin’ny ilay fampirantiana ara-pizahantany ITM 2019 izay nokarakaraina tetsy amin’ny CCI Ivato ny Ofisy Nasionalin’ny Fizahantany (ONTM) sy ireo mpiara-miombon’antoka.

Hamaky ny tohiny
FTT