• Alarobia 10 Jolay 2019
Dossier.Tombola BNI Madagascar Nanolorana valisoa ireo nandray anjara

Tsy nanadino ireo olona nandray anjara tamin’ilay tombola nokarakarainy tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera facebook ny banky BNI Madagascar mikasika ny fandraisan’ny ekipam-pirenena BAREA anjara amin’ny lalao CAN 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Dossier.Fampandrosoana lovain-jafy Mbola ho tratran’i Madagasikara ihany ve ?

Araka ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena, mihatsara ny toekarena ankapobeny eto Madagasikara saingy tsy mipaka any amin`ny isam-batan`olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Dossier.Mpiompy trondro ao Moramanga Nomena zana-trondro miisa 1900

Raha tsy dia be mpahalala loatra tao Moramanga teo aloha ny seha-pihariana trondro ao sy ny manodidina azy dia efa mahasarika tantsaha maro izany ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Dossier.Hetsika RSE Mifanakalo hevitra ny orinasa sy ny fiarahamonina

Niditra tamin’ny andiany fahefatra tetsy amin’ny Garan’i Soarano omaly ary hifarana anio ny hetsika RSE na « Résponsabilité societale et entreprise ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Dossier.Ady amin’ny fampiasana harona plastika Tsy ampy ny fanentanana

Omaly alarobia 3 jolay 2019 no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena tsy hampiasana harona plastika. Maro ny firenena efa manomboka manohitra ny fampiasana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Dossier.Fampandrosoana ara-toekarena Tsy afaka hiala bala intsony ny fanjakana

Navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana ny vokatra ofisialy tamin’ny fifidianana solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT