• Talata 27 Aogositra 2019
Dossier.Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Mahazo vahana tanteraka ny vahiny

Betsaka ny mpandraharaha malagasy misehatra amin’ny fitrandrahana madinika (petites mines) raha oharina amin’ny fitrandrahana vaventy (filières grandes mines).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Dossier.Fitsarana ireo dosie mafana ao amin’ny PAC Ho hentitra ny fanaraha-maso sy ny fitandroana ny filaminana

Maro ireo dosie mafampana hotsaraina eo anivon’ny PAC na “Pôle Anti-Corruption” tsy ho ela.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Dossier.Fambolena “Algue” ataon’ny Sinoa Mampihena ny vokatra amin’ny jono any Vohemar

Ny minisitry ny jono teo aloha Augustin Andriamananoro no nanao sonia ny fahazoan-dalàna manao fikarohana sy andrana fambolena Algue rouge ho an’ireo sinoa tany Vohemar.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Dossier.Fampidirana vokatra avy any ivelany Maro ny fepetra raisina hiarovana ny orinasa Malagasy

Nitondra fampahafantarana mahakasika ireo fandraisana fepetra fiarovana mahakasika ny vokatra Malagasy amin’ireo fifanakalozana ara-barotra ny rafitra mpanao fanadihadiana momba ny lalàn’ny fifaninanana ara-barotra (ANMCC) omaly tetsy amin’ny foibeny Antanimena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Dossier.Fampandrosoana holovain-jafy Lalana iray hahatrarana ny tanjona ny antenimieram-pirenena

Tonga niarahaba tamin’ny fomba ofisialy an’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, Razanamahasoa Christine tamin’ny nahavoafidy azy tamin’ny fifidianana tamin’izany ny solotena maharitry ny Firenena Mikambana eto Madagasikara Ramatoa Violet Kakyomya.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Dossier.Fitantanana raharaham-panjakana Mila fanaraha-maso goavana

Hiditra amin`ny fandaniana ny tetibolam-panjakana lasitra ho an`ny taona 2020. Mijanona ho 2020 ny PMO saingy mifanaraka amin`izay ve ny tetibolam-panjakana ?

Hamaky ny tohiny
FTT