• Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Dossier.Politika ankapoben`ny fanjakana Tokony hampafantarina amin`ny vahoaka eny ifotony

Araka ny andininy faha-99 amin`ny lalàmpanorenana dia iray volana farafahatarany aorian`ny fanendrena ny praiminisitra dia tsy maintsy mitondra ny “Programme de mise en oeuvre” (PMO) eo anivon`ny politika ankapoben`ny fanjakana (PGE)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2019
Dossier.Sehatra fambolena Tsy manana fitaovam-pamokarana ny tantsaha

Miantoka ny fahombiazan’ny 75% ny voka-pambolena ny fampiasana ny fitaovam-pamokarana manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Dossier.Tahina Razafinjoelina « Fampianarana no fanalahidin’ny fandrosoana »

Vahiny manokan’ny onjam-peo Fandaharana “Bemiray” ao amin’ny Top Radio 102.8 Fm Atoa Tahina Razafinjoelina filoha nasionalin’ny Antoko Tia Tanindrazana omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Dossier.Lalana Tsarasaotra Ivato Tsy azo ekena ny gaboraraka, hoy ny fanjakana

Manomboka ny alarobia ho avy izao dia hipetraka ny fandaminana vaovao eo amin’ny lalana mampitohy an’i Tsarasaotra sy Ivato .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Dossier.10 taona nisian’ny SAMIFIN Nahatratra 161 ireo tranga nisiana famotsiam-bola

Nandritra ny 10 taona nitsanganan’ny Sampandraharaha iadiana amin'ny famontsim-bola sy famatsiam-bola amin'ny fampihorohoroana (SAMIFIN) izay dia tafakatra 161 ireo tranga naharaisany fitarainana tamin’ny taona 2018 raha toa ka 151 ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Dossier.Fampandrosoana an’i Madagasikara Tsy voatery hiandry ny fitondram-panjakana

Tompon’andraikitra ny tsirairay amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, hoy ny orinasa Etech izay mbola anatin’ny fankalazana ny faha-10 taonany hatrany.

Hamaky ny tohiny
FTT