• Alatsinainy 29 Jolay 2019
Dossier.Mpikaroka maneran-tany momba ny tontolo iainana Hihaona eto Madagasikara mandritry ny 4 andro

Hiditra amin’ny andiany faha-56 ankehitriny ny kaongresy iraisam-pirenena goavana indrindra eto ambonin’ny tany momba ny tontolo iainana na ATBC.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Dossier.Fitrandrahana drakaka anaty ala honko Miato mandritra ny 2 volana mahery

Nivoaka ny didim-pitondrana laharana 14 274 / 2019 mampiato ny fitrandrahana drakaka anaty Ala honko eo anelanelan’ny 10 aogositra-31 oktobra 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Dossier.Instat Madagasikara Antontan'isa tamin'ny 2012 no mbola ampiasaina

Mbola antontanisa tamin'ny taona 2012 no ampiasain'ny INSTAT amin'izao fotoana izao hijerena ny faripiainan'ireo tokantrano Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Dossier.Arina fandrehitra eto Antananarivo Niakatra 50% ny vidiny

Nahitana fiakarany 50% ny vidin'ny arina fandrehitra eto an-drenivohitra tato anatin’ny 2 volana. Tafakatra 23 000 ka hatramin’ny 30 000 Ariary ny vidiny amin’izao fotoana raha manodidina ny 17 000 ka hatramin’ny 20 000 Ar teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Dossier.Taha-bola Taratry ny tanjaky ny toekarena

Samy manana ny taha-bola na ny “taux de change” mety aminy ny firenena tsirairay arakaraky ny zava-misy ao aminy. Miankina amin’ny toetoetran’ny toekarena any amin’ny firenena no hametrahana ny taha-bola mifandraika amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2019
Dossier.Tetikasa Fihariana Mahatratra 50 486 ny dosie voaray

Miisa 50 486 ireo antontan-taratasy voaray eo anivon`ny Antenimieran`ny varotra manerana ny faritra 22 eto Madagasikara mahakasika ny fandaharanasa

Hamaky ny tohiny
FTT