• Alatsinainy 02 Septambra 2019
Dossier.Fako aodina Aotrika an- taonany maro, vao lasa zezika

Herintaona raha kely indrindra, ary folo taona raha ela indrindra ny fanakotrehina fako, izay vao lasa zezika, hoy ny fanazavana azo tamin’ireo mpanao zezika eny Andralanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Septambra 2019
Dossier.Fadin-tseranana Malagasy Tsy ampy ny fampangaraharana ny vola miditra

Nanome baiko ny filohan’ny repoblika ny amin’ny fanafainganana ny asam-panjakana sy ny fametrahana ny mangarahara eo anivon’ny fadin-tseranana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2019
Dossier.Tobim-pamokarana rano Hitarina ny any Antsiranana

Vola mitentina 2 miliara Ariary no hatokana amin’ny fotodrafitrasa hanavaozana sy hanitarana ny tobim-pamokarana rano ao amin’ny PK7 Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2019
Dossier.Angovo sy rano fisotro madio Hisitraka izany ny any Ambovombe

Nampanantena ny depiote Jean Michel Henri fa tsy maintsy ho vita ny tetikasa rano fisotro madio ao amin'ny distrikan’Ambovombe amin'ny taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Dossier.Fampivoarana ny toekarena Niditra ao amin’ny AFC i Madagasikara

Tafiditra mpikambana anatin’ny Africa Finance Corporation na AFC i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Dossier.Vehivavy sy ny fandraharahana Antoky ny fampandrosoana ara-toekarena

Tsy afa-misaraka intsony ny vehivavy sy ny fandraharahana, indrindra amin’izao vanim-potoanan’ny fanatontoloana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT