- Alakamisy 05 Septambra 2019
Dossier.Faritra Anosy Mila ezaka be amin’ny fambolen-kazo
Noraketina tanatin’ny boky mihitsy ny antontan-kevitra rehetra voaray izay avadika fandaharan’asa amin’ny fambolen-kazo ho an’ny faritra Anosy.
Hamaky ny tohinyNoraketina tanatin’ny boky mihitsy ny antontan-kevitra rehetra voaray izay avadika fandaharan’asa amin’ny fambolen-kazo ho an’ny faritra Anosy.
Hamaky ny tohinyMbola maro ny akora fototra hafarana any ivelany amin’ny fanamboarana ny simenitra hoy ny fanambaran’ny tompon’andraikitry eo anivon’ny Holcim,Patrick Rajaonarivelo.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin’ny minisiteran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo sy ny UNICEF ary ny masohivohon‘i Korea tetsy Ampandrianomby.
Hamaky ny tohinyTato anatin’ny 3 taona farany dia nahitana fihenana ny isan’ny fiara miditra eto Madagasikara na misy aza ny ezaka ataon’ireo mpivarotra mampahafantatra ireo tolotra misy.
Hamaky ny tohinyNezahana nampifanarahana tamin’ireo vaindohan-draharaha vaovao araka izay voalaza ao amin’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) ny Tetibolam-panjakana nasiana fanitsiana 2019.
Hamaky ny tohinyNezahana nampifanarahana tamin’ireo vaindohan-draharaha vaovao araka izay voalaza ao amin’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) ny Tetibolam-panjakana nasiana fanitsiana 2019.
Hamaky ny tohiny