- Alatsinainy 16 Septambra 2019
Dossier.Harena sarobidin’i Madagasikara Mirongatra ny fanondranana an-tsokosoko
Nahazo vahana indray tato ho ato ny fikasana hanondrana ny harena sarobidin’i Madagasikara, araka ny tatitry ny fadin-tseranana Malagasy. Anisany ny saika amoahana safira teny Ivato tamin’ny alatsinainy lasa teo izay nataona vehivavy Indiana 2.
Hamaky ny tohiny