• Alakamisy 03 Oktobra 2019
Dossier.Lucien Rakotomaharavo “Laharam-pahamena ny fanabeazana olona”

“Amiko, nahatonga ahy nandeha niaraka amin`ny antoko Tia Tanindrazana, maro ny zavatra hita sy tsapa amin`ny fitantanana ara-politika teto amin`ny firenena. Resy lahatra fa handeha amin ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Dossier.Firafitry ny vidin’ny herinaratra Apetraka amin’ny taona 2020

Tsy maintsy hampitoviana ny firafitry ny vidin’ny herinaratra manerana an’i Madagasikara araka ny fanazavana nentin’ny minisitry ny angovo, ny rano ary ny akoranafo Vonjy Andriamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Dossier.Fitrandrahana ataon’ny Vatosoa Mining Nandefa taratasy ho an’ny kaominina Andohanilakaka ny prezidansa.

Tonga nifanatrika tamin’ireo vahoaka ao Bepeha i Fernand Cello omaly alahady 22 septambra tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro,ary nampiseho ny valin‘ny taratasy fitarainana nataon’ireo vahoaka ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Dossier.Fampiasana Aterineto Mbola tara i Madagasikara

Hifarana anio ny fikaonan-doha nasionalin’ny “Aterneto” izay efa natomboka omaly tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Dossier.Fampiroboroboana ny fizahantany Vahiny 800 000 isan-taona no tanjona

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly 17 septambra 2019 teny amin’ny CCI Ivato ny andiany voalohany amin’ny atrikasa iraisam-pirenena ho an’ny famatsiam-bola ho an'ny fizahantany sy ny fitaterana na ny “Wave Madagascar”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Dossier.Manizingizina ny orinasa STAR “Manaja ny tontolo iainana izahay”

Nivoaka tamin’ny fahanginany nanazava ny mikasika ny fiavian’ny katsaka hampiasainy ho akora fototra hanamboarana ireo zava-pisotro vokariny, omaly ny orinasa STAR, taorian’ny nandefasana fahitalavitra vahiny iray fanadihadiana toa miampanga ity orinasa ity.

Hamaky ny tohiny
FTT