• Alakamisy 10 Oktobra 2019
Dossier.Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos

Ankoatra ny fampahafantarana ireo karazana hajia nampiasain’ny paositra hatramin’izay dia nisy ny fitokanana ny biraon’ny paositra laharana faha-255 teny Vassacos omaly alarobia 09 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Dossier.Tetikasa Tanamasoandro Niditra an-tsehatra ny SE-BTP

Nisy ny fivoriana sy ny fifanakalozana hijerena ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Dossier.Fiaraha-miasan’ny DHL sy SOS Villages d’enfants 5000 ireo tanora nizatra asa

10 taona lasa izay no nanombohan’ilay fandaharan’asa Gotech izay nanampiana ireo tanora niatomboka tany amin’ny SOS Village d’enfants.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Dossier.Tanàmasoandro Tsy hilefitra ny fanjakana

Tsy vao izao no niresahako azy. Efa an-taonany maro no niresahana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Dossier.Fandoroana tanety Mampigadra 5 ka hatramin’ny 10 taona

Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety. Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Dossier.Jirama sy Jovena Hitsahatra ny fiaraha-miasa

Ny faran'ny volana septambra teo no nandefa taratasy fangatahana fampitsaharana ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny JIRAMA amin'ny orinasa JOVENA ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny filankevi-pitantanana.

Hamaky ny tohiny
FTT