- Zoma 25 Oktobra 2019
Dossier.Seranan-tsambon’i Toamasina Ho tonga anio ny solika 56 tapitrisa litatra
Ho tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina anio zoma amin’ny 6 ora maraina ny sambo lehibe mitondra solika.
Hamaky ny tohinyHo tonga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina anio zoma amin’ny 6 ora maraina ny sambo lehibe mitondra solika.
Hamaky ny tohinyTato anaty andro vitsy izay dia hita taratra ny fanapahan-jiro lavareny tamina toerana samihafa teto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMisitraka herinaratra amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro na « système solaire photovoltÏque manana tanjaka 11KWc mitentina 31 000 euros ny Tranoben’ny minisiteran’ny angovo sy ny rano ary ny akoran’afo na ny MEEH eny Ampandrianomby nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin'ny filankevitry ny minisitra fa manomboka ny 21oktobra izao ny fanaovana ny fitsarana mitety vohitra eto Antananarivo ary hitohy sy hiparitaka manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNahitsy ny teny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka Miray na VAMI, fa tokony hitady toerana hafa hananganana ilay tetikasa Tanamasoandro ny fanjakana,
Hamaky ny tohinyEo amin’ny tsenam-baro-panjakana no tena ahitana ny fanodinkodinana ny volam-panjakana araka ny fanadihadiana nataon’ny filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) nandritra izay herintaona katroka nijoroany izay.
Hamaky ny tohiny