• Talata 05 Novambra 2019
Dossier.Vehivavy mpandraharaha malagasy Hatao matanjaka sy mendrika ho an’ny fampandrosoana

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Le Louvre Antaninarenina indray ny tohin’ny fampiofanana ireo vehivavy te ho matihanina amin’ny fandraharahana atolotry ny EFOI

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2019
Dossier.Ady amin`ny fahantrana Miainga amin`ny foto-pisainana

Zavatra roa no mamaritra ny fahantrana. Voalohany dia miainga avy amin`ny foto-pisainana. Betsaka ny ezaka ataon`ny fitondrana toy ny lalana, tsena, fotodrafitrasa maro samihafa…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2019
Dossier.Teknolojia vaovao sy fandraharahana Hiatrika ny “Italy-Africa Business Week” i Madagasikara

Anisan’ireo firenena nasain’i Italia handray anjara fanintelony amin’ny Italy-Africa Business Week i Madagasikara. Mbola manana hatramin’ny 15 novambra hisoratana anarana ireo mpandraharaha maniry ho any Milan hanatrika ny IABW taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2019
Dossier.Famatsiana solika nikorontana Nosaziana ny LPSA, Total ary ny Shell

Miakatra amina antanantohatra hafa mihitsy ny krizin-tsolika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2019
Dossier.Fampidirana hetra Tsy tratra ny tanjona ny taona 2019

Mandritra ny 2 andro ny seminera iarahana amin’ny CREDAF na ny Cercle de Reflexion et d’Echange des Dirigeants des Administrations Fiscales izay nanomboka omaly teny amin’ny Hotely Colbert

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Oktobra 2019
Dossier.Fahaiza-mitantana Mibosesika mankany Etiopia ireo mpamatsy vola

Na dia nahita fihenana aza ny fitomboan’ny harin-karena noho ny main-tany teo anelanelan` ny taona 2015 sy 2017, miverina amin` ny laoniny indray izany ao Etiopia.

Hamaky ny tohiny
FTT