Dossier

Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos


  • Alakamisy 10 Oktobra 2019

Ankoatra ny fampahafantarana ireo karazana hajia nampiasain’ny paositra hatramin’izay dia nisy ny fitokanana ny biraon’ny paositra laharana faha-255 teny Vassacos omaly alarobia 09 oktobra.

 

 

 

 Mbola ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny paositra Malagasy izany. Nezahina tamin’ity fankalazana ity ny fampahafantarana amin’ny rehetra ny asan’ny paositra Malagasy sy ny fampisehoana ireo karazana hajia nisy hatramin’izay ka hatramin’izao. Tsiahivina fa sady fanamarihana ny faha-25 taona namadihana ny anaran’ny PTT ho paositra Malagasy ity hetsika ity sady fanehoana fa efa manaraka ny teknolojia tanteraka ny fomba fiasan’izy ireo rehetra ankehitriny.

 

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT