• Talata 12 Novambra 2019
Dossier.Fanohizana fianarana any ivelany Mahasarika ny maro ny any Kanada

Orinasa iray manampy ireo rehetra te hipetraka any Kanada ny “VJ Consulting”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Dossier.Sehatry ny fitaterana Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana

Amin’ny 14 ka hatramin’ny 17 novambra ho avy izao no hanatanterahana ny fampirantiana voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany hatao etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Dossier.Banky foiben’i Madagasikara Henri Rabarijohn no governora vaovao

Nesorina tamin’ny toerany ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara Alain Hervé Razafindrainibe ka misolo toerana azy manomboka izao Atoa Henri Rabarijohn.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Dossier.Tetibolam-panjakana 2020 Tsy hahenoan-dresaka ireo parlemantera

Antom-pivorian’ny parlemanta roa tonta ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Dossier.E-Hetra Payment Hanamorana ny fampidiran-ketra

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny “e-hetra Payment” izay fomba fandoavana hetra vaovao amin’ny aterineto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Dossier.Fanondranana lamba Tsy maharaka ny filàna i Madagasikara

Haharitra 3 taona ny tetikasa UKTP (United Kingdom Trade Partnership), izay iarahan’ny Vondron’ny Orinasa Afaka haba eto Madagasikara (GEFP) amin’ny minisiteran’ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana ary vatsian’ny Vondrona Eoropeanina sy ny firenena Britanika vola.

Hamaky ny tohiny
FTT