• Alatsinainy 18 Novambra 2019
Dossier.Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

Ny taona 2018 teo dia nahazo vola 2 500 tapitrisa ariary tamin’ny orinasa Ambatovy ny kaominina Morarano Gara ary miampy isan-taona io hatramin’ny 2040. T

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2019
Dossier.Morarano Gara “Atao tsara tantana ny vola avy amin’ny orinasa Ambatovy”

Ny taona 2018 teo dia nahazo vola 2 500 tapitrisa ariary tamin’ny orinasa Ambatovy ny kaominina Morarano Gara ary miampy isan-taona io hatramin’ny 2040. T

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Novambra 2019
Dossier.Akora fanamboarana savony Hakarina 100% ny hetra alaina aminy

Anatin’ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2020 (PLF 2020),

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Novambra 2019
Dossier.Fitaterana ana habakabaka Maro loatra ny lesoka

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Zone Forello Tanjombato ary haharitra 4 andro ny fampirantiana iraisampirenena andiany voalohany mahakasika ny fitaterana sy ny manodidina izany (salon international des transports, des Logistiques et de la manutention).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Dossier.Fananan-tany Miroso amin`ny fanovam-penitra

Tsy maintsy hirosoana ny fanatsarana ny sehatry ny fananan-tany eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Dossier.Vahaolana maimaika Hividy solika mivantana ny Jirama

Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra notanterahana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly fa omena alalana vonjy maika mandritra ny 3 volana ny fividianana solika anivon’ny Jirama handefa ho an’ireo toeram-pamokarana Jiro.

Hamaky ny tohiny
FTT