- Alatsinainy 25 Novambra 2019
Dossier.Ofisim-pirenen’ny fizahantany Mankalaza ny faha-15 taonany
15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).
Hamaky ny tohiny15 taona ny nisian’ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM).
Hamaky ny tohinyNandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo no nangatahan’ny fanjakana Malagasy hanaovana tsirika manokana ny kaonty sy ny fampiasam-bola ary ny fitantanana eo anivon’ny orinasa mitrandraka fasimainty Quit Madagascar Minerals (QMM).
Hamaky ny tohinyMaro be ny Antoko Politika mitsangana eto Madagasikara. Mainka anefa mampahantra ny firenena ny fahabetsahan’ireny ary tsy miteraka fampandrosoana.
Hamaky ny tohinyNametraka ny taratasy fanendrena azy hiasa eto amiistika i Chasper Sarott, ambasadaoron’ny Kaonfederasiona Soisa ho an’ny Repoblikan’i Madagasikara, izay noraisin`ny filoha Rajoelina teny amin`ny lapan`Iavoloha omaly.
Hamaky ny tohinyMitentina 50 tapitrisa ariary ireo fitaovana nomen’ny governemanta sinoa entina hanohanana ny governemanta Malagasy ny amin’ny
Hamaky ny tohinyMbola ambony hatrany ny tahan’ny kolikoly eto Madagasikara. Misy ny ezaka saingy tsy ampy mihitsy. Nofidiana manokana i Madagasikara handray ny fivoriana ataon’ireo mpisehatra amin’ny fiadiana amin’ny ady amin’ny kolikoly eto Afrika (Assosiation des Agences Anti-Corruption Africaines na AAACA).
Hamaky ny tohiny