Dossier

Banky foiben’i Madagasikara Henri Rabarijohn no governora vaovao


  • Alakamisy 07 Novambra 2019

Nesorina tamin’ny toerany ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara Alain Hervé Razafindrainibe ka misolo toerana azy manomboka izao Atoa Henri Rabarijohn.

 

 

 

Filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Banky BNI Madagascar izy mialoha izao nanendrena azy izao. Efa niasa teo anivon’ny Banky iraisam-pirenena sy ny International Finance Corporation (IFC) ary efa masoivohon’ity rafitra ity tany Cameroun. Izy no nandrindra ilay fihaonamben’ireo mpamatsy vola an’i Madagasikara tany Parisy ny fiandohan’ny volana desambra 2016 tamin’ny fitondrana HVM. Izy izany no hanohy ny asa amin’ny fanatsarana ny politika ara-bola eto Madagasikara sy hametraka ireo fanavaozana takian’izany, araka ny fivoaran’ny toekarena.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Dossier

  • Fitrandrahana safira
  • Zoma 11 Septambra 2026

manahirana, toekarena tsy manara-drafitra

  • Rabejean Miarinarivo
  • Alarobia 22 Jolay 2026

«Sao tokony averina

  • CHEF Aina, Service Traiteur
  • Zoma 05 Jona 2026

« Mila asa tsara sy matihanina

  • RASOLONJATOVO Rolland, mpitandrina
  • Zoma 29 Mey 2026

« Tandremo ny fakam-panahy»

  • RAVO, TOVOVAVY KELY MPANAO
  • Alarobia 12 Martsa 2025

KISARY AMIN’NY TAREHY

Hijery ny tohiny
FTT