kolontsaina

Tombola tamin’ ny FIM Olona telo no nitsikian’ny vintana


  • Alatsinainy 14 Mey 2018

Betsaka ireo olona voasarika hitsapa vintana amin’ireny karazana tombola ireny ankehitriny.

Ankoatra ny fanomezana maro samihafa mety ho azo mantsy dia  mety hahazoana fiara mihitsy izy ireny indraindray, indrindra fa ho an’ireo karazana hetsika goavam-be toy ny “Foire International de Madagascar”.  Olona telo tamin’ity andiany faha-13 farany teo no nitsikian’ny vintana. Anisan’ireny Atoa Jaona Rajoarisoa, Raherimandimby Lalaina ary David Gabin Ramahazosoa  izay samy nahazo fanomezana avy tamin’ny banky BNI avokoa. Taorian’ny  an-kitsapana nataon’ity banky iray ity tamin’ireo olona nandalo tao amin’ny tranohevan’izy ireo no nahafahana naka azy telo mianadahy ireto tao anatin’ny maro. Hetsika efa fanaon’ity banky iray ity moa ny tahaka izao.

Pati


 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT