- Alarobia 09 Mey 2018
kolontsaina.Fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina Hanampy antsika ireo parlemantera miteny Frantsay
Vonona ny hanampy an’i Madagasikara amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina eto amintsika ny fianakaviam-ben’ny frankofonia amin’ny alalan’ireo parlemantera.
Hamaky ny tohiny