• Alarobia 14 Febroary 2018
kolontsaina.Sarimihetsika arahina adihevitra Hahafahana manabe ny tanora

Omaly talata 13 febroary 2018 no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny PLAZA Ampefiloha ilay sarimihetsika arahina adihevitra nokarakarain’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ho an’ny mpianatry ny lycée. Fiaraha-miasa miaraka amin’ny Canal 7 Events izy ity ary atao isaky ny talata ao amin’io toerana io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
kolontsaina.Airtel Madagascar Manohana akaiky ny fampisehoan’i Njakatiana sy Bodo

Hiara-kankalaza ny fetin’ny mpifankatia i Njakatiana sy Bodo ny alahady 18 febroary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Janoary 2018
kolontsaina.C.C.H.A Ahitana fivoarana maro ny fahaizana mozika

Nanatanteraka fanompoam-pivavahana fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra ho fanakatonana ny faha-15 taonany ny Cours de Clavier et Chant Hery Andriatahina (CCHA).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Janoary 2018
kolontsaina.Dama Mahaleo Nampitambatra ny kolontsaina Sinoa sy Karana

Tranga hafa kely no niseho teny Andrainarivo ny sabotsy 20 janoary lasa teo. Mpanakanto eo amin’ny sehatry ny mozika no nahafantaran’ny maro an-dRasolofondraosolo Mahaleo na Dama fa sambany kosa izy tamin’io andro io no niditra teo amin’ny sehatry ny kabary. Sambany teo amin’ny fiainany ihany koa no nangata-bady izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
kolontsaina.Jay’a Mampita hafatra anaty gadona mafana

5 taona izao no niloman’i Robena Marco François na Jay’a tao anatin’ny mozika. Tarika Marco no anarana nentiny sy ny ekipany tany am-piandohana raha mbola tsy nivohy afa-tsy ny gadona Tsapiky.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
kolontsaina.Faha 105 taonan’i Dox Tsotsotra ny lanonana teny Andohalo

13 janoary 1913 – 13 janoary 2018, feno 105 taona ny sabotsy teo ilay poeta malagasy malaza, Jean Verdi Salomon Razakandraina na i Dox.

Hamaky ny tohiny
FTT