- Alatsinainy 15 Janoary 2018
kolontsaina.Lokabe krismasy - ORANGE Nahazo hatramin’ny 1.000.000 Ar ireo tsara vintana
Ny faran’ny herinandro teo no nanoloran’ny Orange Money ny valim-pitia ho an’ireo mpanjifany nandray anjara tamin’ilay lalao “Lokabe Krismasy” nokarakarain’izy ireo nandritra ny fankalazana fetin’ny Noely sy ny taona vaovao 2018.
Hamaky ny tohiny