• Talata 08 Mey 2018
kolontsaina.Lalao hahazoana loka goavana Betsaka ireo mitsapa vintana

Betsaka ireo olona maniry ny hanana fiara eto amintsika. Mila vola hatrany amin’ny 8 tapitrisa Ar anefa raha te-hanana ireny fiara madinika kely mba tsaratsara ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
kolontsaina.Rija Ramanantoanina Nanaporofo ny maha goavana azy

Kintan`ny mozika Malagasy… Tsy fandokafana fotsiny fa tena voamarina mihitsy ny anarany, raha notarafina tamin`ny seho nataon`i Rija Ramanantoanina omaly alahady teo teny amin`ny lapan`ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Tena tsy fahita loatra ary amin`ny lafiny maromaro mihitsy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Mey 2018
kolontsaina.Rija Ramanantoanina « Efa lalana voasoritra ny mozika. »

30 taona niakarana an-tsehatra, nitondrana mozika tsotra kanefa dia nahafahana nitety izao tontolo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
kolontsaina.Hetsika Madajazzcar Mitohy hatrany ny dia

Na eo aza ny raharaham-pirenena manomboka miha mafampana dia tsy maintsy ilaina foana ny fampitoniana kely ny fangotraham-po amin’ny alalan’ny mozika sy ny tontolony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
kolontsaina.Groupe Vidy Varotra Feno herintaona ny Top Radio 102.8 Fm

Feno herintaona katroka omaly 2 mey ny onjam-peo Top Radio ao amin’ny maridrefy 102.8 Fm, izay ao anatin’ny vondron’orinasa Vidy Varotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
kolontsaina.Rija Ramanantoanina Hiavaka indrindra ny seho amin’ny alahady

Fotoana iray miavaka indrindra hatramin’izay 30 taona niantseharan’i Rija Ramanantoanina teo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika izay no hitranga etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny alahady 6 mey izao.

Hamaky ny tohiny
FTT