- Zoma 25 Mey 2018
kolontsaina.TEAM Safelika Hanao seho goavana etsy amin’ny ESCA Antanimena
Hanatanteraka seho miavaka etsy amin’ny tokotany malalaky ny CC ESCA Antanimena ny team Safelika ny alahady 27 mey ho avy izao, tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny reny.
Hamaky ny tohiny