- Zoma 20 Aprily 2018
kolontsaina.IKM Antsahavola 5 taona nampiroboroboana ny kolontsaina Malagasy
Feno dimy taona sahady ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) etsy Antsahavola. Omaly no nanokafana ny fankalazana tamim-pomba ôfisialy notarihin’ny Minisitry ny kolontsaina sy ny fiarovana ny vakoka.
Hamaky ny tohiny