• Alakamisy 17 Mey 2018
kolontsaina.Poetic Lover eto Madagasikara Hitondra seho tsy fanadino

Ny talata 15 mey tamin’ny 10 ora alina teo no nigadona teto Madagasikara ny tarika Poetic Lover avy any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
kolontsaina.Tarika ‘Zay Nahafinaritra ny seho na dia tara fanombohana aza

Feno 22 taona izao no nisian’ny tarika ‘Zay ary mbola no porofoiny hatrany ny mampiavaka azy hatramin’izay tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
kolontsaina.Tombola tamin’ ny FIM Olona telo no nitsikian’ny vintana

Betsaka ireo olona voasarika hitsapa vintana amin’ireny karazana tombola ireny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
kolontsaina.Mozika Betsaka no mirona amin`ny fampianarana hira

Tao anatin`ny 16 taona nijoaroany, tena nahafantarana ny Cours de Clavier et de Chant Hery Andriantahina na CCHA ny fampianarana mitendry “clavier”, indrindra ny fitendrena any am-piangonana sy ny fitendrena hira ara-pilazantsara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
kolontsaina.Mpanao asa tanana Malagasy Misedra olana hatrany

Miankina amin’ny akora fototra hatrany ny vokatra ataon’ny mpanao asa tanana malagasy. Mbola mampitaraina ireo mpisehatra amin’ny asa tanana anefa ny fahalafosan’ny akora fototra, indrindra ireo hafarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
kolontsaina.“Radion`ambanivolo” Revy misandrahaka io, hoy i Samoela

Namoaka ny rakikirany fahafolo indray i Samoela, mitondra ny lohateny ”Radion’ambanivolo” izay novokarin’ny tranom-mpamokarana Be Mozika.

Hamaky ny tohiny
FTT