- Zoma 01 Jona 2018
kolontsaina.Dadagaby -Tarika Voninavoko Nindaosin’ny fahafatesana omaly maraina
Nindaosin’ny fahafatesana omaly alakamisy 31 mey maraina tokony ho tamin’ny 5 ora, Rakotomavo Gabriel, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Dadagaby, angady nananana sy vy nahitana ny tarika miangaly ny vakodrazana,
Hamaky ny tohiny