• Talata 03 Jolay 2018
kolontsaina.Building Bridges Manamora ny fifaneraseran’ny tanora

Araka ny voasoritra ao amin’ny tetikasa Building Bridges izay natomboka tany amin’ny Nosy La Réunion ny 3-8 martsa lasa teo, ary notohizana tany amin’ny Nosy Maurice ny 3-9 mey lasa teo, dia natomboka tamin`ny alahady 1 jolay 2018 ny fihaonan’ireo tanora aty amin’ny ranomasimbe Indiana eny amin’ny foiben’ny CEMEAM (Centres d’Entraînement aux Méthodes d’Education Active de Madagasikara) Ankadikely Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
kolontsaina.Taom-baovao Malagasy iraisana 2018 Manomboka ny fanomanan’ny KMTM azy

Manomboka ny fanomanana amin’ny handraisan’i Fianarantsoa ny fankalazana ny taom-baovao iraisan’ny Malagasy any amin’ity renivohitr’i Matsiatra Ambony ity ny KMTM (Komity mpanomana ny taom-baovao malagasy).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2018
kolontsaina.Hajan’ny Gasy ao amin’ny FIMPI-DIMY Namoaka ny andiany Hanitry ny Kanto

Tao anatin’ny lanonana famaranana ny 1 volan’ny teny Malagasy notontosaina teo Ambohidahy Ankadindramamy misy ny foiben’ny FAFI V tarihan’ny depiote Naivo Raholdina no nampitany ny hafatra hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
kolontsaina.TANA GOSPEL CHOIR Eny Mahamasina ny fotoana amin’ny alahady izao

Hanatanteraka rindran-kira goavana esty amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny TGC ( Tana Gospel Choir) rahampitso Alahady fiandohan’ny volana Jolay, manomboka amin’ny 03 ora folakandro. Efa lera no anarana hampitondraina ny hetsika hanairana ny sain’ny rehetra ny amin’ny tokony hanomanana ny fiainana mandrakizay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2018
kolontsaina.Mpanendaka eto Antananarivo Nahavitan’ny MIP horonantsary vaovao

Hivoaka manomboka anio zoma 29 jona etsy amin’ny Plaza Ampefiloha ilay horonantsary mitondra ny lohateny hoe : “Mpanendaka” novokarin’ny Madagascar Island Pictures ( MIP).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jona 2018
kolontsaina.Tikanto Tafaray Hampatsiahy an-kira ny taona 80 hatramin’ny 2000

Nandritry ny fifaninanan-kira natao ho an’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny kaominin’Antananarivo no nahatsikaretana ny feo manga sy ny fahaizan-dry Nandrianina sy Rivo ary Rinah mozika.

Hamaky ny tohiny
FTT