- Zoma 21 Jona 2019
kolontsaina.Tambohobe 2019 Hotohizana ny fanatanjahantena sy kolontsaina
17 taona aty aorian’ny nitsanganany, nahazo filoha vaovao ny fikambanana Tambohobe “TAnora MBOla HOBEazina”
Hamaky ny tohiny17 taona aty aorian’ny nitsanganany, nahazo filoha vaovao ny fikambanana Tambohobe “TAnora MBOla HOBEazina”
Hamaky ny tohinyVitsy ireo vehivavy liana amin’ny taranja siantifika eto amintsika. Amin’ny ankapobeny, lehilahy avokoa no tena mirona sy milona bebe kokoa ao anatin’izany, antony nanosika ny fikambanana Ikala Stem hanatanteraka atrikasa etsy amin’ny le pavé Antaninarenina nanomboka, omaly.
Hamaky ny tohinyAnio alina no hanatanteraka seho miavaka nampitondraina ny lohateny hoe “Soavaly metaly” etsy amin’ny Plaza Ampefiloha ny tarika kalazan’ny Rock Malagasy, Kiaka.
Hamaky ny tohinyHamarana ny faha-55 taonany ny 28 jona izao ny fikambanan’ny mpikabary Malagasy na FIMPIMA.
Hamaky ny tohinyMisy kalo, Aiza izy izay, …anisan’ny hira nahafantarana an’i Fara Gloom. Nampahafantariny tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefan’Ambohijanahary ny fivoahan’ny rakikira “Gasikara”.
Hamaky ny tohinyManaraka fiofanana mandritra ny roa herinandro amin’izao fotoana ireo tompon’andraikitra sy mpiasa eo anivon’ireo tranombakoka na mozea eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny