- Zoma 10 Mey 2019
kolontsaina.Tantsaha sy mpanao asa tanana ao Moramanga Hohamafisina ny fahaiza-mitantana
Nomen’Ambatovy hazo efa niasa, toy ny vata sy palety ao amin’ny toeram-pitrandrahany ao Moramanga, havadika ho fanaka ny FIMIAM na ny fivondronan’ny fikambanana tantsaha.
Hamaky ny tohiny