• Talata 06 Aogositra 2019
kolontsaina.Fifaninanana mandraharaha ara-kolontsaina 20 tapitrisa ariary no loka ho an’ny voalohany

Nampahafantarina tetsy amin’ny Café de la Gare Soarano ny fisokafan’ny fisoratana anarana nanomboka omaly ho an’ireo izay te handray anjara amin’ny fifaninanana tetikasa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
kolontsaina.Sary hosodoko Mampahafantatra ny asa tanany etsy Andavamamba Raparivo

Mahatratra 2.400.000 Ar ny lafo indrindra amin’ireo sary hosodoko asa tanan-dRapanarivo haranty sy hamidy etsy amin’ny AFT Andavamamba nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
kolontsaina.Ofisim-pirenena misahana ny sarimihetsika Hiroso amin` ny fanovana

Nankatoavin` ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny didy hitsivolana 2019-008 manafoana ny lalàna 2011-007 natolotrin` ny ministeran` ny serasera sy ny kolotsaina mba hifehezana ny tontolon`ny sarimihetsika teo Mada.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
kolontsaina.Fikambanana Tandroharena Mitohy ny fanandratana ny kolontsaina malagasy

Soa fa teo ny Barean’i Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana ara-kolontsaina Tandroharena, mamoha indray ny fitiavan-tanindrazana sy firaisankinam-pirenena amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2019
kolontsaina.Fitondran-tena sy fahaiza-miaina Malagasy maro no mbola mila fanabeazana

Fetim-pirenena nihosin-dra no nandraisana ny 26 jona tamin`ity taona ity. Loza sy faty olona no niafaran`ny fety, vokatry ny fifanosehana teo am-bavahady hijery “podium” tao Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
kolontsaina.Madagasikara Mbola manana fiandrianam-pirenena ihany ve ?

Maro ny adihevitra manodidina ny fiainam-pirenena ka miteraka resabe eo anivon`ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
FTT