- Alatsinainy 30 Septambra 2019
kolontsaina.Fihavanana Malagasy Hatao vakoka tsy hita maso
Tapitra tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fivoriana fahatelo farany nataon’ny Komitin’ny Fampihavanam-Pirenena (CFM).
Hamaky ny tohinyTapitra tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fivoriana fahatelo farany nataon’ny Komitin’ny Fampihavanam-Pirenena (CFM).
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ny sokajin’olona samihafa eto amin’ny firenena ny tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo satria omaly 22 septambra no nankalazana ny Taom-baovao Malagasy iraisana.
Hamaky ny tohinyNosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha omaly ny ivon’ny fankalazana ny faha-30 taona nisian’ireo Poeta sy mpanoratra mikambana eo anivon’ny Faribolana sandratra.
Hamaky ny tohinyMaro be ny tantara mampalaza an’i faritr’i Fandriana. Na ny anaran’ny tanàna sy ireo mpanjaka nifandimby, ohatra, dia efa betsaka no azo tantaraina, hoy ny filoha nasionalin’ny Amicales des Natifs de Fisakana (ANF).
Hamaky ny tohinyNy 14 septambra 1899 no notokanana ny “Théâtre Municipal de Tananarive” izay fantatra tamin'ny hoe : Teatra Ambatovinaky. Ny “Opérette LA MASCOTTE” noforonin'i Edmond Audran tany amin'ny taona 1880 no nanokafana azy ka ny Tropy DURU ET CHIVOT no nisehatra ny tantara.
Hamaky ny tohinyNotontosaina tamn’ny alarobia 11 septambra lasa teo tao anatin'ny miaka-bolana ny fangatahan-tsodrano sy fanasinana ny vato fehizoro hatsangana ao amin'ny renivohitr'i Toamasina izay handray ny
Hamaky ny tohiny