- Alatsinainy 04 Novambra 2019
kolontsaina.Misaona ny tontolon’ny zavakanto Nodimandry i Dadah -Mahaleo
Hatairana tsy nisy ohatr’izany ny an’ireo mpankafy ny tarika Mahaleo omaly raha nandre fa nodimandry tampoka ihany koa i Dadah Rabel na Andrianabela Rakotobe tapa-bolana monja taorian’ny nahalasan’i Fafah.
Hamaky ny tohiny
