kolontsaina

World Music Trophy Ho fantatra anio ny tohin’ny dian’ny solontena Malagasy


  • Alakamisy 14 Mey 2020

Taorian’ny naha tafiakatra tamin’ny dingana manaraka ny mpanakanto solotenan’ny malagasy amin’ilay fifaninanana iraisam-pirenena World music trophy ny alahady teo dia efa raikitra omaly indray ny fifidianana ireo izay hiatrika ny dingana manaraka.

 

 

 

Ho fantatra anio araka izany ny tohin’ny dian’ny tarika Takasy izay solontena Malagasy miangaly izay World music izay. Dingan’ny ampahavalon-dalana iny niainga omaly iny, hoy ry zalahy, fa ny irariana dia ny mba hahatongavana amin’ny ambony indrindra ho reharehan’ny maitso, fotsy, mena. Miandrandra ny fahombiazan’ireto solontena Malagasy ireto noho izany ny rehetra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT