kolontsaina

Faritra Boeny Nodimandry ny mpanjakaben'ny Sakalava


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Folaka tamin’ny herinandro lasa teo ny mpanjakaben’ny sakalavan’i Boeny, Rasamimanana. Manoloana izany dia tonga tany Ankaraobato,

 

 

 

distrikan’Ambatoboeny, faritra Boeny, ny faran’ny herinandro teo, nanefa ny adidiny ny fitondram-panjakana tamin’alalan’ireo tompon’andraikitra avy ao an-toerana, notarihin’ny Prefen’i Mahajanga sy ny Lehiben’ny faritra Boeny mpisolo-toerana, Atoa Bazezy Clavelah ary ireo tompon’andraikitra ara-panjakana hafa sivily sy miaramila. Mbola tsy fantatra ny fanitrihana ny mpanjaka be folaka fa mbola misy fombafomba maro izay tsy maintsy hajaina sy tontosana mialohan’izany araka ny tatitra avy any an-toerana.

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT