kolontsaina

Sarimihetsika Malagasy Rodimandry i Ra-jacky malok′ila


  • Talata 14 Aprily 2020

Nodimandry ny alahady 12aprily2020 andron'ny paska teo. Randrianjafy Zakavola na Ra-jaquis mpilalao tao amin'ny Scoopdigital.

 

 

 

 

Efa notsaboina fotoana maharitra tetsy amin ny hjra ary maty tamin ny 02 ora maraina. Komitim-pivondronana (kp) tao amin ny fjkm Androndra fahasoavana izy. Diakona tao ary talean ny sekoly mon choix ankadimbahoaka. Namela mananon tena sy zaza 4lahy ary taiza 3. Nalevina omaly alatsinainy 13 aprily2020 tany andriambilany gare distrikan′Ambatolampy. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana ny gazety tia tanindrazana.

Rabeso 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT